MILA AHY, mILA ANAO, MILA TSIKA
Ireo havatsika ato amin’ny distrika Ambositra
Mpikambana
12000
TANJONA
Afaka manangana fiaraha-monina matanjaka sy mirindra isika rehefa MIFARIMBONA
Ny Fikambanana FARIMBONA dia Fikamabanana tsy mitady tombo-mbarotra, niorina tamin’ny taona 2019, miorina eto Ambositra. Miara-miasa amin’ny mpiara-miombon’antoka : Fiangonana, ONG, Kaominina, Sekoly ary ireo fikambanana eny ifotony.
IREO SEHATRA MILA FANAMPIANA :
NY ANTOM-PISIN-TSIKA
TSY HITSAHATRA NY HITADY VAHAOLANA ISIKA RAHA TSY MIVAHA IREO OLANA MIANJADY AMIN’IREO HAVATSIKA IREO
MIANDRY ANTSIKA NY HAVATSIKA








































